|
|
|
|

Entry1  manaiky ambony ihany
Elementary words  2  manaiky, ambony, ihany
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  manaiky izay lazaina aminy, tsy ampiheverana fa an-jamba fotsiny [1.1]
Explanations in English  5  to agree readily to anything without consideration. [1.2]
Synonyms  6  manaiky be, manaiky befahatany

Updated on 2023/09/21